TINAO VE NY HAMPITOMBO HAINGANA SY HAHAZOANA TOMBONY BE KOKOA AMIN'NY POULET DE CHAIR?

Prix sur demande

Antananarivo

Description

TINAO VE NY HAMPITOMBO HAINGANA SY HAHAZOANA TOMBONY BE KOKOA AMIN'NY POULET DE CHAIR? 🚀🐔 Aza avela ho sakana ny sakafo tsy manara-penitra mba ahazo fahombiazan'ny fiompianao! 🌟 PROVANDY ACTIVO FAKANA NOFO no safidio ho anareo mpiompy izay mitady vokatra tsara sy fitomboana haingana. ✅ Fitomboana iaingana sy malaky ✅ Sakafo voalanjalanja tsara ho an'ny poulet de chair ✅ Manampy hahatratra lanja tsara ara-potoana ✅ Mety ho an'ny fiompiana kely sy lehibe 🎯 Raha te hahazo akoho lehibe, salama ary mora amidy ianao dia fidio ny Provandy ACTIVO 📦 Efa misy stock eto amin'ny Shop Mandresy Antanifotsy ⚡ Tongava mividy na manaova commande dieny izao fa voafetra ny tahiry! CONTACT:034 82 508 51 WHATSAPP: 034 82 508 51 📍 Shop Mandresy Antanifotsy "Ny fahatokisanareo no hery lehibe manosika anay."