ROSS 308

Prix sur demande

Antananarivo

Description

MITOHY HATRANY NY FANDRAISANA COMMANDE! 🔥🐥 Te hahazo tombony lehibe amin'ny fiompiana akoho ve ianao? 🤔 Ny fanombohana tsara no fototry ny vokatra, ary ny ROSS 308 no safidin'ny mpiompy mahay! 🏆 Fa maninona no Ross 308? ✅ Zanak'akoho salama sy tsara kalitao ary azo antoka ✅ Mitombo haingana ka mahafaly ny mpiompy ✅ Fotoana tsara hanomboka na hanitatra ny fiompianao ⚡ Aza tara! Manaova commande dieny izao mba hahazoana zanak'akoho amin'izay fotoana voatondro 📍 Shop Mandresy, Antanifotsy 📞 Contact: 034 82 508 51 💬 WhatsApp: 034 82 508 51