Poketra Raphia Naturel
80 000 Ar
Ambohidratrimo
Description
Poketra Raphia Naturel, vita tanana Malagasy sur commande hatrany Poketra tsotra nefa tena classe, amin'ny loko naturel-n'ny raphia mihitsy. Mora atao amin'ny akanjo rehetra, isan'andro na fety. 100% raphia naturel, vita tanana Malagasy Tahony hoditra marron, matanjaka sy mahazo aina entina