Poketra Raphia GM Marron - Tahony Hoditra - Sur Commande
80 000 Ar
Ambohidratrimo
Description
Poketra Raphia GM Marron, vita tanana Malagasy Poketra lehibe, tsara tarehy sy classe. Loko marron foncé, mora atao amin'ny akanjo rehetra, mety ho an'ny asa, fivoahana, na dia fety aza. Grand Modèle - GM, malalaka tsara 100% raphia, vita tanana Malagasy Tahony hoditra marron, matanjaka sy mahazo aina entina Tenona matevina sy tsara kalitao, mateza ⚠️ SUR COMMANDE IZY ITY Tsy misy stock vonona, atao araka ny commande-nao izy. Alefaso MP dia hifanarahana ny fotoana hahavitana azy. Vidiny : 80.000 Ar