Massage thérapeutique

Prix sur demande

Antananarivo

Description

🌿 HO ANAO IZAY MAHATSAPA IRETO: 🌿 😔 Fahavesarana sy fihenjanana eo amin'ny hatoka sy ny lamosina. 😓 Reraka sy vizana lava, na dia efa niala sasatra aza. 😟 Mikorontan-tsaina sy mitaintain-dava. 😞 Mahatsapa tsy fahatoniana sy tsy fisian'ny fiadanana anaty. 💆 Aza avela hanjaka aminao ny havizanana! Tongava ao amin'ny CABINET DE SOIN NAHAR. 🌿 Otra • Réflexologie • Soins détente et bien-être ✨ HARMONIE DU CORPS, PAIX DE L'ESPRIT ✨ Contact : +261 38 06 809 84