Lot thermos assiette sotro fourchettes

65 000 Ar

Ivato

Description

Aza misahirana intsony,fa ato ihany dia mahazo lot maman a. 👉Thermos 03L be zao. 👉Assiette GM 06 isa 👉Sotro 06 isa 👉Fourchettes 06 isa. Afaka manadefa amin'ny faritra foana an. Raha itsidika anay dia eny Ivato tongava fa mahafinaritra be ny ekipa mandray anao eny.