Armoire 3 portes en bois de pin avec miroirs

200 000 Ar

Ivato

Description

Armoire hazo pin 3 portes misy fitaratra amidy. Hazo pin mafy tsara, mbola tsara ny ankapobeny. Etat : Mila amboarina ny tongony sy ny fanidina azy fa simba. A récupérer à Ivato fa tsy manao livraison